# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # faladiany volafotsy Ireo dia vongam-bolafotsy izay misy fampidirana ao amin'izany mba hampipetrahana ny takelaka amin'ny toerany. # faladia Ny faladia volafotsy dia tsy mampikasoka ny takela-by amin'ny tany. # Tsy maintsy misy faladiany roa DH: "Asio faladiany roa" # ary dia toy izany hatrany Io dia midika fa izay nolazaina momba ireo takelaka roa dia tokony hatao hanaovana ireo takelaka ambiny. DH: "ary ireo faladiany roa amin'ireo ambin'ny takelaka tsirairay avy"