plt_tn/exo/26/19.md

20 lines
598 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# faladiany volafotsy
Ireo dia vongam-bolafotsy izay misy fampidirana ao amin'izany mba hampipetrahana ny takelaka amin'ny toerany.
# faladia
Ny faladia volafotsy dia tsy mampikasoka ny takela-by amin'ny tany.
# Tsy maintsy misy faladiany roa
DH: "Asio faladiany roa"
# ary dia toy izany hatrany
Io dia midika fa izay nolazaina momba ireo takelaka roa dia tokony hatao hanaovana ireo takelaka ambiny. DH: "ary ireo faladiany roa amin'ireo ambin'ny takelaka tsirairay avy"