plt_tn/exo/26/01.md

958 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. ( Jereo ny 25:1)

Aoka hataonao

Miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. Nanantena an'i Mosesy hiteny amin'ny olon-kafa mba hanao ny asa marina tokoa i Yaveh, nefa i Mosesy dia ho tompon'andraikitra iray hijery fa vita tsara ny asa. "Asio ataon'ny mpanao asa tanana"

lamba

Ireo dia tapaka lamba tenona lehibe, mavesatra izay nampiasaina mba hanaovana fandrakofana sy fizarana ireo rindrin'ny tabernakely.

volon'ondry jaky

volon'ondry nolokoina mena midorehitra

mpanao asa tanana

olona izay tena mahay manamboatra zavatra amin'ny tanana

valo amby roapolo hakiho...efatra hakiho

"28 hakiho...4 hakiho". Ny hakiho iray dia 46 santimetatra.

Tsy maintsy havitrana ny lamba dimy...ihany koa dia tsy maintsy avitrana.

DH: "Manjaira lamba dimy hikambana mba ho vitrana iray, ary manjaira lamba dimy hikambana mba ho vitrana iray hafa"