# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. ( Jereo ny 25:1) # Aoka hataonao Miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. Nanantena an'i Mosesy hiteny amin'ny olon-kafa mba hanao ny asa marina tokoa i Yaveh, nefa i Mosesy dia ho tompon'andraikitra iray hijery fa vita tsara ny asa. "Asio ataon'ny mpanao asa tanana" # lamba Ireo dia tapaka lamba tenona lehibe, mavesatra izay nampiasaina mba hanaovana fandrakofana sy fizarana ireo rindrin'ny tabernakely. # volon'ondry jaky volon'ondry nolokoina mena midorehitra # mpanao asa tanana olona izay tena mahay manamboatra zavatra amin'ny tanana # valo amby roapolo hakiho...efatra hakiho "28 hakiho...4 hakiho". Ny hakiho iray dia 46 santimetatra. # Tsy maintsy havitrana ny lamba dimy...ihany koa dia tsy maintsy avitrana. DH: "Manjaira lamba dimy hikambana mba ho vitrana iray, ary manjaira lamba dimy hikambana mba ho vitrana iray hafa"