plt_tn/exo/26/01.md

28 lines
958 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. ( Jereo ny 25:1)
# Aoka hataonao
Miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. Nanantena an'i Mosesy hiteny amin'ny olon-kafa mba hanao ny asa marina tokoa i Yaveh, nefa i Mosesy dia ho tompon'andraikitra iray hijery fa vita tsara ny asa. "Asio ataon'ny mpanao asa tanana"
# lamba
Ireo dia tapaka lamba tenona lehibe, mavesatra izay nampiasaina mba hanaovana fandrakofana sy fizarana ireo rindrin'ny tabernakely.
# volon'ondry jaky
volon'ondry nolokoina mena midorehitra
# mpanao asa tanana
olona izay tena mahay manamboatra zavatra amin'ny tanana
# valo amby roapolo hakiho...efatra hakiho
"28 hakiho...4 hakiho". Ny hakiho iray dia 46 santimetatra.
# Tsy maintsy havitrana ny lamba dimy...ihany koa dia tsy maintsy avitrana.
DH: "Manjaira lamba dimy hikambana mba ho vitrana iray, ary manjaira lamba dimy hikambana mba ho vitrana iray hafa"