plt_tn/exo/25/37.md

24 lines
597 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# mba hanome hazavana avy amin'izany
"ka nanome hazavana avy tamin'izany ireo"
# Ary ny hetin-jiro sy ny fitoeran-davenon'ireo dia tsy maintsy atao amin'ny volamena tsy mifangaro
DH: "Ataovy amin'ny volamena tsy mifangaro ny hetin-jiro sy ny fitoeran-davenon'ireo"
# talenta iray
Ny talenta iray dia milanja 34 kilao.
# sy ireo fitaovany
"ireo hetin-jiro sy ireo fitoeran-davenona
# hampisehoana anao any an-tendrombohitra izany
DH: "Asehoko eo an-tendrombohitra ianao"