# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # mba hanome hazavana avy amin'izany "ka nanome hazavana avy tamin'izany ireo" # Ary ny hetin-jiro sy ny fitoeran-davenon'ireo dia tsy maintsy atao amin'ny volamena tsy mifangaro DH: "Ataovy amin'ny volamena tsy mifangaro ny hetin-jiro sy ny fitoeran-davenon'ireo" # talenta iray Ny talenta iray dia milanja 34 kilao. # sy ireo fitaovany "ireo hetin-jiro sy ireo fitoeran-davenona # hampisehoana anao any an-tendrombohitra izany DH: "Asehoko eo an-tendrombohitra ianao"