plt_tn/exo/25/37.md

597 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

mba hanome hazavana avy amin'izany

"ka nanome hazavana avy tamin'izany ireo"

Ary ny hetin-jiro sy ny fitoeran-davenon'ireo dia tsy maintsy atao amin'ny volamena tsy mifangaro

DH: "Ataovy amin'ny volamena tsy mifangaro ny hetin-jiro sy ny fitoeran-davenon'ireo"

talenta iray

Ny talenta iray dia milanja 34 kilao.

sy ireo fitaovany

"ireo hetin-jiro sy ireo fitoeran-davenona

hampisehoana anao any an-tendrombohitra izany

DH: "Asehoko eo an-tendrombohitra ianao"