plt_tn/exo/25/28.md

430 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh.

mba hahafahana milanja ilay latabatra miaraka amin'ireo

DH: "mba ahafahanao milanja ny latabatra miaraka amin'ireo"

ampiasaina hampidinana ireo fanatitra sotroina

DH: "mba ahafahanao mampiasa iroe handrarahana ny fanatitra sotroina"

mofon'ny fanatrehana

Io mofo io dia maneho ny fanatrehan'Andriamanitra.