# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh. # mba hahafahana milanja ilay latabatra miaraka amin'ireo DH: "mba ahafahanao milanja ny latabatra miaraka amin'ireo" # ampiasaina hampidinana ireo fanatitra sotroina DH: "mba ahafahanao mampiasa iroe handrarahana ny fanatitra sotroina" # mofon'ny fanatrehana Io mofo io dia maneho ny fanatrehan'Andriamanitra.