plt_tn/exo/25/28.md

16 lines
430 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh.
# mba hahafahana milanja ilay latabatra miaraka amin'ireo
DH: "mba ahafahanao milanja ny latabatra miaraka amin'ireo"
# ampiasaina hampidinana ireo fanatitra sotroina
DH: "mba ahafahanao mampiasa iroe handrarahana ny fanatitra sotroina"
# mofon'ny fanatrehana
Io mofo io dia maneho ny fanatrehan'Andriamanitra.