plt_tn/exo/25/15.md

16 lines
346 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
# sarom-panavotana
Io dia sarony izay mipetraka eo ambonin'ny fiara izay anaovana ny fanati-panavotana.
# Roa hakiho sy tapany...iray hakiho sy tapany
"2.5 hakiho...1.5 hakiho"
# volamena voatefy
"volamena nokapohina"