plt_tn/exo/25/15.md

346 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.

sarom-panavotana

Io dia sarony izay mipetraka eo ambonin'ny fiara izay anaovana ny fanati-panavotana.

Roa hakiho sy tapany...iray hakiho sy tapany

"2.5 hakiho...1.5 hakiho"

volamena voatefy

"volamena nokapohina"