# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # sarom-panavotana Io dia sarony izay mipetraka eo ambonin'ny fiara izay anaovana ny fanati-panavotana. # Roa hakiho sy tapany...iray hakiho sy tapany "2.5 hakiho...1.5 hakiho" # volamena voatefy "volamena nokapohina"