plt_tn/exo/25/12.md

355 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.

Manefe mason-drojo volamena efatra

Ny fandrendrehana dia dingana izay hanempoana volamena, nararaka tao amin'ny lasitra izay miendrika rojo, ary avy eo namafisina.

mba hilanjana ilay fiara

"mba ahafahanareo milanja ny fiara"