# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # Manefe mason-drojo volamena efatra Ny fandrendrehana dia dingana izay hanempoana volamena, nararaka tao amin'ny lasitra izay miendrika rojo, ary avy eo namafisina. # mba hilanjana ilay fiara "mba ahafahanareo milanja ny fiara"