plt_tn/exo/25/12.md

12 lines
355 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
# Manefe mason-drojo volamena efatra
Ny fandrendrehana dia dingana izay hanempoana volamena, nararaka tao amin'ny lasitra izay miendrika rojo, ary avy eo namafisina.
# mba hilanjana ilay fiara
"mba ahafahanareo milanja ny fiara"