plt_tn/exo/25/01.md

223 B

izay namporisihan'ny fony

Io dia fomba fiteny izay manondro fanirian'olona mba hanome fanatitra. DH: "izay te hanome fanatitra"

tsy maintsy raisinareo

Ny teny hoe "-nareo" dia manondro an'i Mosesy sy ireo mpitarika.