# izay namporisihan'ny fony Io dia fomba fiteny izay manondro fanirian'olona mba hanome fanatitra. DH: "izay te hanome fanatitra" # tsy maintsy raisinareo Ny teny hoe "-nareo" dia manondro an'i Mosesy sy ireo mpitarika.