plt_tn/exo/25/01.md

8 lines
223 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izay namporisihan'ny fony
Io dia fomba fiteny izay manondro fanirian'olona mba hanome fanatitra. DH: "izay te hanome fanatitra"
# tsy maintsy raisinareo
Ny teny hoe "-nareo" dia manondro an'i Mosesy sy ireo mpitarika.