plt_tn/exo/24/09.md

28 lines
724 B
Markdown

# Nadaba...Abiho
Ireo dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao ireo anaranao ao amin'ny 6:23.
# Teo ambany tongony
Io dia miresaka an'Andriamanitra toy ny hoe manan-tongotr'olombelona Izy.
# rarivato vita avy amin'ny vato safira
"rarivato natao tamin'ny vatomanga antsoina hoe safira"
# rarivato
tany mafy handehanana sy hitondrana
# vato safira
Io dia vatosoa izay miloko manga.
# nazava toy ny lanitra mihitsy
Io dia fampitahana. DH: "ny hoe mazava toy ny lanitra dia rehefa tsy misy rahona" (UDB)
# Tsy naninjitra tanana tamim-pahatezerana tamin'ireo mpitarika ny Israelita Andriamanitra
Io dia midika fa tsy nandratra ireo mpitarika Andriamanitra. DH: "Tsy nandratra ireo mpitarika Israelita Andriamanitra"