plt_tn/exo/24/09.md

724 B

Nadaba...Abiho

Ireo dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao ireo anaranao ao amin'ny 6:23.

Teo ambany tongony

Io dia miresaka an'Andriamanitra toy ny hoe manan-tongotr'olombelona Izy.

rarivato vita avy amin'ny vato safira

"rarivato natao tamin'ny vatomanga antsoina hoe safira"

rarivato

tany mafy handehanana sy hitondrana

vato safira

Io dia vatosoa izay miloko manga.

nazava toy ny lanitra mihitsy

Io dia fampitahana. DH: "ny hoe mazava toy ny lanitra dia rehefa tsy misy rahona" (UDB)

Tsy naninjitra tanana tamim-pahatezerana tamin'ireo mpitarika ny Israelita Andriamanitra

Io dia midika fa tsy nandratra ireo mpitarika Andriamanitra. DH: "Tsy nandratra ireo mpitarika Israelita Andriamanitra"