# Nadaba...Abiho Ireo dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao ireo anaranao ao amin'ny 6:23. # Teo ambany tongony Io dia miresaka an'Andriamanitra toy ny hoe manan-tongotr'olombelona Izy. # rarivato vita avy amin'ny vato safira "rarivato natao tamin'ny vatomanga antsoina hoe safira" # rarivato tany mafy handehanana sy hitondrana # vato safira Io dia vatosoa izay miloko manga. # nazava toy ny lanitra mihitsy Io dia fampitahana. DH: "ny hoe mazava toy ny lanitra dia rehefa tsy misy rahona" (UDB) # Tsy naninjitra tanana tamim-pahatezerana tamin'ireo mpitarika ny Israelita Andriamanitra Io dia midika fa tsy nandratra ireo mpitarika Andriamanitra. DH: "Tsy nandratra ireo mpitarika Israelita Andriamanitra"