plt_tn/exo/23/26.md

20 lines
476 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
# Tsy hisy vehivavy ho momba na ho afa-jaza
DH: "Ny vehivavy rehetra dia ho bevohoka avokoa ary hiteraka zaza salama"
# afa-jaza
mifarana aloha loatra ny vohokany ary tsy ampoizina
# fanenitra
biby kely manidina izay afaka manaikitra olona ary mahatonga fanaintainana
# fandrao ho foana ny tany
"satria tsy misy olona hitoetra ao amin'ilay tany"