plt_tn/exo/23/26.md

476 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.

Tsy hisy vehivavy ho momba na ho afa-jaza

DH: "Ny vehivavy rehetra dia ho bevohoka avokoa ary hiteraka zaza salama"

afa-jaza

mifarana aloha loatra ny vohokany ary tsy ampoizina

fanenitra

biby kely manidina izay afaka manaikitra olona ary mahatonga fanaintainana

fandrao ho foana ny tany

"satria tsy misy olona hitoetra ao amin'ilay tany"