# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # Tsy hisy vehivavy ho momba na ho afa-jaza DH: "Ny vehivavy rehetra dia ho bevohoka avokoa ary hiteraka zaza salama" # afa-jaza mifarana aloha loatra ny vohokany ary tsy ampoizina # fanenitra biby kely manidina izay afaka manaikitra olona ary mahatonga fanaintainana # fandrao ho foana ny tany "satria tsy misy olona hitoetra ao amin'ilay tany"