plt_tn/exo/23/20.md

24 lines
650 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
# Mihainoa azy
"Henoy izy"
# Aza mihantsy azy, fa tsy hamela izy
"Raha mihantsy azy ianao, dia tsy hamela izy"
# Ny anarako no ao aminy
Eto ny hoe "anarana" dia manondro ny fahefan'Andriamanitra. DH: "Manana ny fahefako izy"
# Raha mankatoa ny feony tokoa ianao
Eto ny hoe "feo" dia manondro izay lazain'ny anjely. DH: "Raha mankatoa izay lazainy ianao"
# fahavalon'ireo fahavalonao Aho ary ho mpifanandrina amin'ireo mpifanandrina aminao
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary ampiasaina hanindriana.