# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # Mihainoa azy "Henoy izy" # Aza mihantsy azy, fa tsy hamela izy "Raha mihantsy azy ianao, dia tsy hamela izy" # Ny anarako no ao aminy Eto ny hoe "anarana" dia manondro ny fahefan'Andriamanitra. DH: "Manana ny fahefako izy" # Raha mankatoa ny feony tokoa ianao Eto ny hoe "feo" dia manondro izay lazain'ny anjely. DH: "Raha mankatoa izay lazainy ianao" # fahavalon'ireo fahavalonao Aho ary ho mpifanandrina amin'ireo mpifanandrina aminao Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary ampiasaina hanindriana.