plt_tn/exo/23/20.md

650 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.

Mihainoa azy

"Henoy izy"

Aza mihantsy azy, fa tsy hamela izy

"Raha mihantsy azy ianao, dia tsy hamela izy"

Ny anarako no ao aminy

Eto ny hoe "anarana" dia manondro ny fahefan'Andriamanitra. DH: "Manana ny fahefako izy"

Raha mankatoa ny feony tokoa ianao

Eto ny hoe "feo" dia manondro izay lazain'ny anjely. DH: "Raha mankatoa izay lazainy ianao"

fahavalon'ireo fahavalonao Aho ary ho mpifanandrina amin'ireo mpifanandrina aminao

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary ampiasaina hanindriana.