plt_tn/exo/23/18.md

16 lines
516 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
# sabora avy amin'ireo sorona
Ny sabora dia nodorana ho fanatitra ho an'i Yaveh ary tsy mbola nohanina.
# Ny voaloham-bokatra voafantina indrindra
"ny vokatra tsara sy voalohany amin'ny famokarana"
# Aoka tsy hahandro ny zanak'osy amin'ny rononon-dreniny ianao
Io dia fomba famokarana amin'ny fomba mahagaga teo amin'ireo Kananita, izay tsy ahazoan'ireo Israelita alalana handray anjara.