plt_tn/exo/23/18.md

516 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.

sabora avy amin'ireo sorona

Ny sabora dia nodorana ho fanatitra ho an'i Yaveh ary tsy mbola nohanina.

Ny voaloham-bokatra voafantina indrindra

"ny vokatra tsara sy voalohany amin'ny famokarana"

Aoka tsy hahandro ny zanak'osy amin'ny rononon-dreniny ianao

Io dia fomba famokarana amin'ny fomba mahagaga teo amin'ireo Kananita, izay tsy ahazoan'ireo Israelita alalana handray anjara.