# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # sabora avy amin'ireo sorona Ny sabora dia nodorana ho fanatitra ho an'i Yaveh ary tsy mbola nohanina. # Ny voaloham-bokatra voafantina indrindra "ny vokatra tsara sy voalohany amin'ny famokarana" # Aoka tsy hahandro ny zanak'osy amin'ny rononon-dreniny ianao Io dia fomba famokarana amin'ny fomba mahagaga teo amin'ireo Kananita, izay tsy ahazoan'ireo Israelita alalana handray anjara.