plt_tn/exo/23/06.md

776 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.

Aza mamadika ny rariny

"Aza manao zavatra izay mahatonga vokatra tsy ara-dalàna maloto" izay mahatonga na fahafahan'ny olo-meloka na fanasaziana ny tsy manan-tsiny.

raha tokony ho an'ny izany

Amin'io andianteny io, ny hoe "izany" dia manondro rariny madio, fanitsiana marina.

adin'ny

"fifamaliana"

fa tsy hanamarina ny ratsy fanahy Aho

"Hanameloka ny ratsy fanahy Aho" na "Tsy hiteny Aho fa tsy manan-tsiny ireo olona ratsy fanahy"

kolikoly mahajamba ...mamily

Eto ny hoe "kolikoly" dia soritana toy ny hoe olona. DH: "kolikoly manala baraka...manimba"

ny fiainan'ny vahiny

"karazam-piainan'ny vahiny izay mitoetra an-tany hafa"