# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # Aza mamadika ny rariny "Aza manao zavatra izay mahatonga vokatra tsy ara-dalàna maloto" izay mahatonga na fahafahan'ny olo-meloka na fanasaziana ny tsy manan-tsiny. # raha tokony ho an'ny izany Amin'io andianteny io, ny hoe "izany" dia manondro rariny madio, fanitsiana marina. # adin'ny "fifamaliana" # fa tsy hanamarina ny ratsy fanahy Aho "Hanameloka ny ratsy fanahy Aho" na "Tsy hiteny Aho fa tsy manan-tsiny ireo olona ratsy fanahy" # kolikoly mahajamba ...mamily Eto ny hoe "kolikoly" dia soritana toy ny hoe olona. DH: "kolikoly manala baraka...manimba" # ny fiainan'ny vahiny "karazam-piainan'ny vahiny izay mitoetra an-tany hafa"