plt_tn/exo/23/06.md

28 lines
776 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
# Aza mamadika ny rariny
"Aza manao zavatra izay mahatonga vokatra tsy ara-dalàna maloto" izay mahatonga na fahafahan'ny olo-meloka na fanasaziana ny tsy manan-tsiny.
# raha tokony ho an'ny izany
Amin'io andianteny io, ny hoe "izany" dia manondro rariny madio, fanitsiana marina.
# adin'ny
"fifamaliana"
# fa tsy hanamarina ny ratsy fanahy Aho
"Hanameloka ny ratsy fanahy Aho" na "Tsy hiteny Aho fa tsy manan-tsiny ireo olona ratsy fanahy"
# kolikoly mahajamba ...mamily
Eto ny hoe "kolikoly" dia soritana toy ny hoe olona. DH: "kolikoly manala baraka...manimba"
# ny fiainan'ny vahiny
"karazam-piainan'ny vahiny izay mitoetra an-tany hafa"