plt_tn/exo/22/25.md

597 B

mpindram-bola

"olona izay mindram-bola"

manjanam-bola azy

"mampandoa vola mihoatra azy tamin'ny findramana" na "mampandoa vola mihoatra azy noho ny findramam-bola"

ny fitafian'ny namanao ho antoka

"akanjo ho antoka" na ''akanjo ho antoka mba handoavana ilay vola nindramina"

izany ihany no fisaronana

"akanjo ihany" na "akanjo izay hampafana azy ihany"

Inona ihany koa no afaka handriany?

Io fanontaniana io dia manindry. Afaka adikanao ho fanambarana mahery izany. DH: "Tsy hanana na inona na inona hanaovana izy raha matory!"

be fangorahana

"be famindram-po" na "miantra"