# mpindram-bola "olona izay mindram-bola" # manjanam-bola azy "mampandoa vola mihoatra azy tamin'ny findramana" na "mampandoa vola mihoatra azy noho ny findramam-bola" # ny fitafian'ny namanao ho antoka "akanjo ho antoka" na ''akanjo ho antoka mba handoavana ilay vola nindramina" # izany ihany no fisaronana "akanjo ihany" na "akanjo izay hampafana azy ihany" # Inona ihany koa no afaka handriany? Io fanontaniana io dia manindry. Afaka adikanao ho fanambarana mahery izany. DH: "Tsy hanana na inona na inona hanaovana izy raha matory!" # be fangorahana "be famindram-po" na "miantra"