plt_tn/exo/22/25.md

24 lines
597 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mpindram-bola
"olona izay mindram-bola"
# manjanam-bola azy
"mampandoa vola mihoatra azy tamin'ny findramana" na "mampandoa vola mihoatra azy noho ny findramam-bola"
# ny fitafian'ny namanao ho antoka
"akanjo ho antoka" na ''akanjo ho antoka mba handoavana ilay vola nindramina"
# izany ihany no fisaronana
"akanjo ihany" na "akanjo izay hampafana azy ihany"
# Inona ihany koa no afaka handriany?
Io fanontaniana io dia manindry. Afaka adikanao ho fanambarana mahery izany. DH: "Tsy hanana na inona na inona hanaovana izy raha matory!"
# be fangorahana
"be famindram-po" na "miantra"