plt_tn/exo/22/22.md

16 lines
416 B
Markdown

# Aoka tsy hampijaly ny mpitondra-tena na zaza kamboty
DH: "Aza mampijaly ireo mpitondra-tena sy ireo kamboty rehetra"
# mpitondra-tena
"vehivavy maty vady"
# kamboty
"zaza tsy ray aman-dreny"
# ho vonoiko amin'ny sabatra ianao
Ny hoe vonoina "amin'ny sabatra" dia sarinteny izay midika fa ho faty amin-kerisetra ny olona iray, na mety hoe miady ao anatin'ny ady. DH: "ho fatin'ny fahafatesana mahatsiravina"