plt_tn/exo/22/22.md

416 B

Aoka tsy hampijaly ny mpitondra-tena na zaza kamboty

DH: "Aza mampijaly ireo mpitondra-tena sy ireo kamboty rehetra"

mpitondra-tena

"vehivavy maty vady"

kamboty

"zaza tsy ray aman-dreny"

ho vonoiko amin'ny sabatra ianao

Ny hoe vonoina "amin'ny sabatra" dia sarinteny izay midika fa ho faty amin-kerisetra ny olona iray, na mety hoe miady ao anatin'ny ady. DH: "ho fatin'ny fahafatesana mahatsiravina"