# Aoka tsy hampijaly ny mpitondra-tena na zaza kamboty DH: "Aza mampijaly ireo mpitondra-tena sy ireo kamboty rehetra" # mpitondra-tena "vehivavy maty vady" # kamboty "zaza tsy ray aman-dreny" # ho vonoiko amin'ny sabatra ianao Ny hoe vonoina "amin'ny sabatra" dia sarinteny izay midika fa ho faty amin-kerisetra ny olona iray, na mety hoe miady ao anatin'ny ady. DH: "ho fatin'ny fahafatesana mahatsiravina"