plt_tn/exo/22/07.md

28 lines
786 B
Markdown

# hiarovana izany
"mba hiambina izany" na "mba hitahiry tsara izany"
# raha nangalarina izany
DH: "raha misy olona mangalatra izany"
# mpangalatra
olona izay mangalatra zavatra
# ka hita ilay mpangalatra
DH: "raha hitanao ilay mpangalatra"
# tonga anoloan'ireo mpitsara ilay tompon-trano mba hijery raha
"tonga eo anoloan'ireo mpitsara mba ahafahan'izy ireo mitady raha"
# tanany ihany no nangalatra ny fananan'ilay namany
Io dia fomba fiteny. Raha misy fomba fiteny hilazana izany ny fiteninao, dia afaka ampiasainao eto izany. DH: "nangalatra ny fananan'ny mpiara-monina aminy"
# tsy maintsy tonga eo anoloan'ireo mpitsara ny fitarainan'izy roa tonta
Tsy maintsy hihaino ny olona roa izay mitaky fa azy ireo ny zavatra ireo mpitsara ary hanapa-kevitra hoe iza no meloka.