# hiarovana izany "mba hiambina izany" na "mba hitahiry tsara izany" # raha nangalarina izany DH: "raha misy olona mangalatra izany" # mpangalatra olona izay mangalatra zavatra # ka hita ilay mpangalatra DH: "raha hitanao ilay mpangalatra" # tonga anoloan'ireo mpitsara ilay tompon-trano mba hijery raha "tonga eo anoloan'ireo mpitsara mba ahafahan'izy ireo mitady raha" # tanany ihany no nangalatra ny fananan'ilay namany Io dia fomba fiteny. Raha misy fomba fiteny hilazana izany ny fiteninao, dia afaka ampiasainao eto izany. DH: "nangalatra ny fananan'ny mpiara-monina aminy" # tsy maintsy tonga eo anoloan'ireo mpitsara ny fitarainan'izy roa tonta Tsy maintsy hihaino ny olona roa izay mitaky fa azy ireo ny zavatra ireo mpitsara ary hanapa-kevitra hoe iza no meloka.