plt_tn/exo/22/07.md

786 B

hiarovana izany

"mba hiambina izany" na "mba hitahiry tsara izany"

raha nangalarina izany

DH: "raha misy olona mangalatra izany"

mpangalatra

olona izay mangalatra zavatra

ka hita ilay mpangalatra

DH: "raha hitanao ilay mpangalatra"

tonga anoloan'ireo mpitsara ilay tompon-trano mba hijery raha

"tonga eo anoloan'ireo mpitsara mba ahafahan'izy ireo mitady raha"

tanany ihany no nangalatra ny fananan'ilay namany

Io dia fomba fiteny. Raha misy fomba fiteny hilazana izany ny fiteninao, dia afaka ampiasainao eto izany. DH: "nangalatra ny fananan'ny mpiara-monina aminy"

tsy maintsy tonga eo anoloan'ireo mpitsara ny fitarainan'izy roa tonta

Tsy maintsy hihaino ny olona roa izay mitaky fa azy ireo ny zavatra ireo mpitsara ary hanapa-kevitra hoe iza no meloka.