plt_tn/exo/22/06.md

24 lines
536 B
Markdown

# Raha misy afo mirehitra ka mihitatra amin'ny tsilo
"Raha misy olona mandrehitra afo ka mihitatra any amin'ny tsilo izany"
# mihitatra amin'ny tsilo
"mifindra amin'ny tany amin'ny zava-maina"
# mahazo ny voam-bary
Izany dia vary izay notapahina sy nofatorana ho voafehy. "fehezam-bary" na "vary voajinja"
# vary voajinja
Io dia vary izay tsy notapahina, fa efa azo jinjaina.
# mandoro ny saha
"mandoro ny saha ny afo" na "mamotika ny saha ny afo"
# tsy maintsy hanonitra
"tsy maintsy mandoa solon'ny vary izay ravan'ny afo"