plt_tn/exo/22/06.md

536 B

Raha misy afo mirehitra ka mihitatra amin'ny tsilo

"Raha misy olona mandrehitra afo ka mihitatra any amin'ny tsilo izany"

mihitatra amin'ny tsilo

"mifindra amin'ny tany amin'ny zava-maina"

mahazo ny voam-bary

Izany dia vary izay notapahina sy nofatorana ho voafehy. "fehezam-bary" na "vary voajinja"

vary voajinja

Io dia vary izay tsy notapahina, fa efa azo jinjaina.

mandoro ny saha

"mandoro ny saha ny afo" na "mamotika ny saha ny afo"

tsy maintsy hanonitra

"tsy maintsy mandoa solon'ny vary izay ravan'ny afo"