# Raha misy afo mirehitra ka mihitatra amin'ny tsilo "Raha misy olona mandrehitra afo ka mihitatra any amin'ny tsilo izany" # mihitatra amin'ny tsilo "mifindra amin'ny tany amin'ny zava-maina" # mahazo ny voam-bary Izany dia vary izay notapahina sy nofatorana ho voafehy. "fehezam-bary" na "vary voajinja" # vary voajinja Io dia vary izay tsy notapahina, fa efa azo jinjaina. # mandoro ny saha "mandoro ny saha ny afo" na "mamotika ny saha ny afo" # tsy maintsy hanonitra "tsy maintsy mandoa solon'ny vary izay ravan'ny afo"