plt_tn/exo/22/01.md

1.3 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny lalàny ho an'ny vahoakan'ny Israely i Yaveh.

Raha misy mpangalatra tratra

DH: "Raha misy olona mahatratra mpangalatra"

mamaky trano

"mampiasa hery mba hidirana ao amin'ny trano iray"

raha vonoina izy ka maty

DH: "raha misy olona mamely mpangalatra ka maty izy"

tsy misy fanamelohana nohon'ny vono-olona hamatotra na iza na iza nohon'ny aminy amin'izany tranga izany

"tsy misy olona ho meloka noho ny famonoana azy"

raha niposaka ny masoandro talohan'ny namakiany ny trano

"raha mbola mazava mialohan'ny hamakiany trano" na "raha mamaky trano izy nefa aorian'ny fiposahan'ny masoandro"

hamatotra ilay olona izay namono azy ny fanamelohana amin'ny vono-olona

"ny olona izay mamono azy dia ho meloka noho ny famonoana olona"

manonitra

"mandoa ny amin'izay nangalariny"

tsy maintsy amidy nohon'ny fangalarany izy

DH: "tsy maintsy hivarotra azy ho andevo ianao mba handoavany izay nangalariny"

Raha hita velona eny an-tanany ilay biby nangalariny, na omby izany, na apondra, na ondry, dia tsy maintsy hanonitra avo roa heny izany izy

DH: "Raha hitan'izy ireo fa mbola velona ilay biby izay nangalariny"

hanonitra avo roa heny

mandoa biby roa ho solon'ny biby rehetra izay nangalariny