# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny lalàny ho an'ny vahoakan'ny Israely i Yaveh. # Raha misy mpangalatra tratra DH: "Raha misy olona mahatratra mpangalatra" # mamaky trano "mampiasa hery mba hidirana ao amin'ny trano iray" # raha vonoina izy ka maty DH: "raha misy olona mamely mpangalatra ka maty izy" # tsy misy fanamelohana nohon'ny vono-olona hamatotra na iza na iza nohon'ny aminy amin'izany tranga izany "tsy misy olona ho meloka noho ny famonoana azy" # raha niposaka ny masoandro talohan'ny namakiany ny trano "raha mbola mazava mialohan'ny hamakiany trano" na "raha mamaky trano izy nefa aorian'ny fiposahan'ny masoandro" # hamatotra ilay olona izay namono azy ny fanamelohana amin'ny vono-olona "ny olona izay mamono azy dia ho meloka noho ny famonoana olona" # manonitra "mandoa ny amin'izay nangalariny" # tsy maintsy amidy nohon'ny fangalarany izy DH: "tsy maintsy hivarotra azy ho andevo ianao mba handoavany izay nangalariny" # Raha hita velona eny an-tanany ilay biby nangalariny, na omby izany, na apondra, na ondry, dia tsy maintsy hanonitra avo roa heny izany izy DH: "Raha hitan'izy ireo fa mbola velona ilay biby izay nangalariny" # hanonitra avo roa heny mandoa biby roa ho solon'ny biby rehetra izay nangalariny