plt_tn/exo/21/26.md

261 B

Raha misy olona

Eto ny hoe "olona" dia manondro ny tompon'ny andevo.

fanonerana ny masony

''ho fandoavana". Ny fanonerana dia izay ataon'ny olona ho an'ny olona hafa na omena ny olona hafa mba hanamboarana izay efa nataony ka nahavery izany olona izany.